# Iza no noraisin'i Galo ary nalefany tamin'ny dian'izy ireo? Ireo sasany izay nandeha noho ilay Anarana no noraisin'i Galo sy nalefany tamin'ny dian'izy ireo. # Nahoana hoy Jaona no tokony handray ireo rahalahy tahaka izany ireo mpino? Nambaran'i Jaona fa tokony handray azy ireo izy ireo mba ho mpiara-miasa ho amin'ny fahamarinana.