plt_tq/3jn/01/01.md

16 lines
548 B
Markdown

# Inona ny fiantso nampidiran'ny mpanoratra an'i Jaona ao amin'ny taratsy?
Nampiditra ny tenany ho loholona i Jaona.
# Inona no fifandraisana hananan'i Jaona amin'i Galo, ilay iray izay nandray ny taratasy?
I Jaona dia tia an'i Galo amin'ny fahamarinana.
# Inona no hivavahan'i Jaona momba an'i Galo?
Nivavahan'i Jaona i Galo mba ho hambinina amin'ny zavatra rehetra ary ho salama, toy ny hanambinana ny fanahiny.
# Inona no fifaliana lehibe an'i Jaona?
Ny fifaliana lehibe an'i Jaona dia ny mandre fa ny zanany dia handeha am-pahamarinana.