# Inona ny fiantso nampidiran'ny mpanoratra an'i Jaona ao amin'ny taratsy? Nampiditra ny tenany ho loholona i Jaona. # Inona no fifandraisana hananan'i Jaona amin'i Galo, ilay iray izay nandray ny taratasy? I Jaona dia tia an'i Galo amin'ny fahamarinana. # Inona no hivavahan'i Jaona momba an'i Galo? Nivavahan'i Jaona i Galo mba ho hambinina amin'ny zavatra rehetra ary ho salama, toy ny hanambinana ny fanahiny. # Inona no fifaliana lehibe an'i Jaona? Ny fifaliana lehibe an'i Jaona dia ny mandre fa ny zanany dia handeha am-pahamarinana.