plt_tq/3jn/01/01.md

548 B

Inona ny fiantso nampidiran'ny mpanoratra an'i Jaona ao amin'ny taratsy?

Nampiditra ny tenany ho loholona i Jaona.

Inona no fifandraisana hananan'i Jaona amin'i Galo, ilay iray izay nandray ny taratasy?

I Jaona dia tia an'i Galo amin'ny fahamarinana.

Inona no hivavahan'i Jaona momba an'i Galo?

Nivavahan'i Jaona i Galo mba ho hambinina amin'ny zavatra rehetra ary ho salama, toy ny hanambinana ny fanahiny.

Inona no fifaliana lehibe an'i Jaona?

Ny fifaliana lehibe an'i Jaona dia ny mandre fa ny zanany dia handeha am-pahamarinana.