plt_tq/2ch/29/15.md

12 lines
637 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo Levita taorian'ny namoriana ireo rahalahiny?
Ireo Levita sy ireo rahalahiny, dia nanamasina ny tenany tamin'i Yaveh, ary nandeha nanadio ny tranon'i Yaveh.
# Inona no nataon'ireo mpisorona tamin'ireo loto rehetra izay hitan'izy ireo tao amin'ny tempolin'i Yaveh araka izay nandiovany izany?
Nalain'ireo mpisorona ireo loto rehetra ary nentina tany an-dohasahan-driakan'i Kidrona izany.
# Hafiriana no nandraisan'ireo mpisorona hanamasinana ny tranon'i Yaveh?
Natombok'ireo mpisorona tamin'ny andro voalohan'ny volana voalohany ary tamin'ny andro fahenina ambin'ny folon'ny volana voalohany no vitan'izy ireo.