# Inona no nataon'ireo Levita taorian'ny namoriana ireo rahalahiny? Ireo Levita sy ireo rahalahiny, dia nanamasina ny tenany tamin'i Yaveh, ary nandeha nanadio ny tranon'i Yaveh. # Inona no nataon'ireo mpisorona tamin'ireo loto rehetra izay hitan'izy ireo tao amin'ny tempolin'i Yaveh araka izay nandiovany izany? Nalain'ireo mpisorona ireo loto rehetra ary nentina tany an-dohasahan-driakan'i Kidrona izany. # Hafiriana no nandraisan'ireo mpisorona hanamasinana ny tranon'i Yaveh? Natombok'ireo mpisorona tamin'ny andro voalohan'ny volana voalohany ary tamin'ny andro fahenina ambin'ny folon'ny volana voalohany no vitan'izy ireo.