plt_tq/1jn/01/05.md

12 lines
577 B
Markdown

# Inona no hafatra avy amin'Andriamanitra izay ambaran'i Paoly amin'ireo mpamaky?
I Jaona dia manambara ny hafatra fa Andriamanitra dia fahazavana, ary ao aminy dia tsy misy haizina mihitsy.
# Inona no lazain'i Jaona momba ny olona izay milaza fa manana fifandraisana amin'Andriamanitra, kanefa mandeha ao anatin'ny haizina?
Nilaza i Paoly fa ny olona toy ireny dia mpandainga ary tsy manao ny marina.
# Ho an'ireo izay mandeha ao amin'ny fahazavana, inona ny fanadiovana azy ireo amin'ny fahotana rehetra?
Ny ràn'i Jesosy no manadio azy ireo amin'ny fahotana rehetra.