# Inona no hafatra avy amin'Andriamanitra izay ambaran'i Paoly amin'ireo mpamaky? I Jaona dia manambara ny hafatra fa Andriamanitra dia fahazavana, ary ao aminy dia tsy misy haizina mihitsy. # Inona no lazain'i Jaona momba ny olona izay milaza fa manana fifandraisana amin'Andriamanitra, kanefa mandeha ao anatin'ny haizina? Nilaza i Paoly fa ny olona toy ireny dia mpandainga ary tsy manao ny marina. # Ho an'ireo izay mandeha ao amin'ny fahazavana, inona ny fanadiovana azy ireo amin'ny fahotana rehetra? Ny ràn'i Jesosy no manadio azy ireo amin'ny fahotana rehetra.