plt_tq/tit/01/06.md

12 lines
488 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tokony marina ao amin'ny fiainam-pianakavian'ny loholona?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Tokony ho vadin'ny vehivavy iray izy, miaraka amin'ny zanaka mahatoky sy hendry.
# Inona avy ireo toetra izay tokony hialan'ireo loholona mba hialana amin'ny fananan-tsiny?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Tsy tokony hahery fiteny na mirehareha izy. Tsy tokony ho mora tezitra, tsy mpimamo, tsy lian'ady, ary tsy olona tia vola.
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ao amin'Andriamanitra, inona no toerana sy andraikitra hananan'ny mpitandrina?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Izy no mpanao ny asan'Andriamanitra.