# Inona no tokony marina ao amin'ny fiainam-pianakavian'ny loholona? Tokony ho vadin'ny vehivavy iray izy, miaraka amin'ny zanaka mahatoky sy hendry. # Inona avy ireo toetra izay tokony hialan'ireo loholona mba hialana amin'ny fananan-tsiny? Tsy tokony hahery fiteny na mirehareha izy. Tsy tokony ho mora tezitra, tsy mpimamo, tsy lian'ady, ary tsy olona tia vola. # Ao amin'Andriamanitra, inona no toerana sy andraikitra hananan'ny mpitandrina? Izy no mpanao ny asan'Andriamanitra.