plt_tq/rom/10/14.md

4 lines
263 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no dingana maromaro nolazain'i Paoly izay mitondra ny vavao mahafaly, mba hahafahany miantso ny anaran'ny Tompo?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nilaza i Paoly efa nalefa ny mpitory voalohany, ary ny vaovao mahafaly dia re sy ninoana, mba hahafahan'ny olona miantso ny anaran'ny Tompo.