# Inona no dingana maromaro nolazain'i Paoly izay mitondra ny vavao mahafaly, mba hahafahany miantso ny anaran'ny Tompo? Nilaza i Paoly efa nalefa ny mpitory voalohany, ary ny vaovao mahafaly dia re sy ninoana, mba hahafahan'ny olona miantso ny anaran'ny Tompo.