plt_tq/rom/09/22.md

12 lines
464 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no ataon'Andriamanitra amin'ireo nomanina ho amin'ny fahasimbana?
Niaritra tam-paharetana Andriamanitra tamin'ireo nomanina tamin'ny fahasimbana.
# Inona no nataon'Andriamanitra tamin'ireo niomana amin'ny voninahitra?
Nampahafantarin'Andriamanitra azy ireo ny ny haren'ny voninahiny.
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Avy amin'ny inona no niantson'Andriamanitra ireo izay hananany famindram-po?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Andriamanitra dia niantso avy amin'ireo Jiosy sy Jentilisa izay hananany famindram-po.