# Inona no ataon'Andriamanitra amin'ireo nomanina ho amin'ny fahasimbana? Niaritra tam-paharetana Andriamanitra tamin'ireo nomanina tamin'ny fahasimbana. # Inona no nataon'Andriamanitra tamin'ireo niomana amin'ny voninahitra? Nampahafantarin'Andriamanitra azy ireo ny ny haren'ny voninahiny. # Avy amin'ny inona no niantson'Andriamanitra ireo izay hananany famindram-po? Andriamanitra dia niantso avy amin'ireo Jiosy sy Jentilisa izay hananany famindram-po.