plt_tq/rom/08/14.md

8 lines
297 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana ny nitaritana ny zanak'Andriamanitra hiaina?
Voatarika tamin'ny alalan'ny Fanahin'Andriamanitra ny zanak'Andriamanitra.
# Ahoana ny fomba nandraisan'ireo mpino ao amin'ny fianakavian'Andriamanitra?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Tamin'ny alalan'ny fananganan-janaka no nandraisana ireo mpino ho zanak'Andriamanitra.