# Ahoana ny nitaritana ny zanak'Andriamanitra hiaina? Voatarika tamin'ny alalan'ny Fanahin'Andriamanitra ny zanak'Andriamanitra. # Ahoana ny fomba nandraisan'ireo mpino ao amin'ny fianakavian'Andriamanitra? Tamin'ny alalan'ny fananganan-janaka no nandraisana ireo mpino ho zanak'Andriamanitra.