plt_tq/rom/03/25.md

8 lines
353 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tanjona nanomezan'Andriamanitra an'i Jesosy Kristy?
Nanome an'i Kristy Jesosy Andriamanitra ho fanatitra amin'ny alalan'ny finoana ny ràny.
# Inona no nasehon'Andriamanitra tamin'ny zavatra rehetra nitranga tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nampiseho Andriamanitra fa izy ilay iray izay nanamarina ny rehetra nohon'ny finoana an'i Jesosy.