# Inona no tanjona nanomezan'Andriamanitra an'i Jesosy Kristy? Nanome an'i Kristy Jesosy Andriamanitra ho fanatitra amin'ny alalan'ny finoana ny ràny. # Inona no nasehon'Andriamanitra tamin'ny zavatra rehetra nitranga tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy? Nampiseho Andriamanitra fa izy ilay iray izay nanamarina ny rehetra nohon'ny finoana an'i Jesosy.