plt_tq/rom/02/25.md

8 lines
445 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana ny fomba nilazan'i Paoly fa ny famorana ny olona Jiosy dia tonga tsy ho voafora?
Nilaza i Paoly fa ny famoran'ny olona Jiosy dia mety tonga tsy voafora raha mpandika ny lalàna izany olona izany.
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana ny fomba nilazan'i Paoly fa ny olona Jentily tsy voafora dia noheverina fa voafora?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Nilaza i Paoly fa ireo olona Jentily tsy voafora dia afaka hatao ho anisan'ny voafora raha mitandrina izay takian'ny lalàna izany olona izany.