# Ahoana ny fomba nilazan'i Paoly fa ny famorana ny olona Jiosy dia tonga tsy ho voafora? Nilaza i Paoly fa ny famoran'ny olona Jiosy dia mety tonga tsy voafora raha mpandika ny lalàna izany olona izany. # Ahoana ny fomba nilazan'i Paoly fa ny olona Jentily tsy voafora dia noheverina fa voafora? Nilaza i Paoly fa ireo olona Jentily tsy voafora dia afaka hatao ho anisan'ny voafora raha mitandrina izay takian'ny lalàna izany olona izany.