plt_tq/rom/02/21.md

8 lines
422 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fanamby nomen'i Paoly an'ireo Jiosy izay nijoro tamin'ny lalàna ary nampianatra ny hafa?
Nanao fanamby azy ireo I Paoly fa raha mampianatra ny lalàna amin'ny hafa izy ireo, dia tokony mampianatra ny tenan'izy ireo ihany koa.
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no fahotana nolazain'i Paoly fa tokony hatsahatr'ireo mpampianatra lalàna Jiosy?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Ny mangalatra, ny mijanganjanga sy ny mandroba ireo tempoly no fahotana nolazain'i Paoly.