# Inona no fanamby nomen'i Paoly an'ireo Jiosy izay nijoro tamin'ny lalàna ary nampianatra ny hafa? Nanao fanamby azy ireo I Paoly fa raha mampianatra ny lalàna amin'ny hafa izy ireo, dia tokony mampianatra ny tenan'izy ireo ihany koa. # Inona no fahotana nolazain'i Paoly fa tokony hatsahatr'ireo mpampianatra lalàna Jiosy? Ny mangalatra, ny mijanganjanga sy ny mandroba ireo tempoly no fahotana nolazain'i Paoly.