plt_tq/mrk/14/06.md

8 lines
399 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Jesosy an'ilay vehivavy tamin'izay nataony taminy?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Nilaza i Jesosy fa nanosotra ny tenany ho amin'ny fandevenana ilay vehivavy.
# Inona no fampanantenana nataon'i Jesosy tamin'ny zavatra nataony ilay vehivavy?
Nampanantena i Jesosy fa na aiza na aiza hitoriana ny Filazantsara manerana izao tontolo izao, izay nataon'ity vehivavy ity, dia lazaina mba ho fahatsiarovana azy.