# Inona no nolazain'i Jesosy an'ilay vehivavy tamin'izay nataony taminy? Nilaza i Jesosy fa nanosotra ny tenany ho amin'ny fandevenana ilay vehivavy. # Inona no fampanantenana nataon'i Jesosy tamin'ny zavatra nataony ilay vehivavy? Nampanantena i Jesosy fa na aiza na aiza hitoriana ny Filazantsara manerana izao tontolo izao, izay nataon'ity vehivavy ity, dia lazaina mba ho fahatsiarovana azy.