plt_tq/mrk/09/09.md

4 lines
237 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nandidian'i Jesosy an'ireo mpianany momban'izay hitan'izy ireo teo amin'ny tendrombohitra?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Nandidy azy ireo i Jesosy mba tsy hilaza na amin'iza na amin'iza izay hitan'izy ireo, mandra-pitsanganan'ny Zanak'Olona amin'ny maty.