# Inona no nandidian'i Jesosy an'ireo mpianany momban'izay hitan'izy ireo teo amin'ny tendrombohitra? Nandidy azy ireo i Jesosy mba tsy hilaza na amin'iza na amin'iza izay hitan'izy ireo, mandra-pitsanganan'ny Zanak'Olona amin'ny maty.