plt_tq/mrk/09/01.md

8 lines
412 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nolazain'i Jesosy fa hahita ny fanjakan'Andriamanitra izay ho avy amin'ny hery?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nilaza i Jesosy fa ny sasany mijoro miaraka aminy dia tsy ho faty alohan'ny hahitan'izy ireo ny fanjakan'Andriamanitra izay ho avy amin'ny hery.
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no niseho tamin'i Jesosy rehefa niakatra tamin'ny tendrombohitra avo niaraka taminy i Petera, Jakoba, sy Jaona?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Niova tarehy i Jesosy ary nanjelanjelatra ny akanjony.