# Iza no nolazain'i Jesosy fa hahita ny fanjakan'Andriamanitra izay ho avy amin'ny hery? Nilaza i Jesosy fa ny sasany mijoro miaraka aminy dia tsy ho faty alohan'ny hahitan'izy ireo ny fanjakan'Andriamanitra izay ho avy amin'ny hery. # Inona no niseho tamin'i Jesosy rehefa niakatra tamin'ny tendrombohitra avo niaraka taminy i Petera, Jakoba, sy Jaona? Niova tarehy i Jesosy ary nanjelanjelatra ny akanjony.