plt_tq/mrk/06/42.md

8 lines
262 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Firy sisa ny hanina tavela rehefa avy nihinana ny olona rehetra?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nahafeno mofo roambinifolo sobika, sy hazandrano roa sobika izany rehefa avy nihinana ny olona rehetra.
2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Firy ireo lehilahy nihinana ny mofo?
Nisy dimy arivo ireo lehilahy nihinana ny mofo.