# Firy sisa ny hanina tavela rehefa avy nihinana ny olona rehetra? Nahafeno mofo roambinifolo sobika, sy hazandrano roa sobika izany rehefa avy nihinana ny olona rehetra. # Firy ireo lehilahy nihinana ny mofo? Nisy dimy arivo ireo lehilahy nihinana ny mofo.