plt_tq/mrk/06/23.md

8 lines
271 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ny fianianana nataon'i Heroda tamin'i Herodiasy?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nianiana i Heroda fa afaka mahazo ny zavatra rehetra izay angatahiny aminy izy, hatramin'ny antsasaky ny fanjakany.
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nangatahin'i Herodiasy?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Nangataka ny lohan'i Jaona mpanao Batisa amin'ny lovia izy.