# Inona ny fianianana nataon'i Heroda tamin'i Herodiasy? Nianiana i Heroda fa afaka mahazo ny zavatra rehetra izay angatahiny aminy izy, hatramin'ny antsasaky ny fanjakany. # Inona no nangatahin'i Herodiasy? Nangataka ny lohan'i Jaona mpanao Batisa amin'ny lovia izy.