plt_tq/mrk/02/10.md

4 lines
218 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no fomba nanehoan'i Jesosy fa nanana fahefana hamelana ota teto an-tany Izy?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Nilaza tamin'ilay lehilahy malemy i Jesosy mba hibata ny fandrinany sy handeha any amin'ny tranony, ary nanao izany ilay lehilahy.