# Ahoana no fomba nanehoan'i Jesosy fa nanana fahefana hamelana ota teto an-tany Izy? Nilaza tamin'ilay lehilahy malemy i Jesosy mba hibata ny fandrinany sy handeha any amin'ny tranony, ary nanao izany ilay lehilahy.