plt_tq/1ti/02/05.md

12 lines
357 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza ho aiza ny toerana misy an'i Kristy Jesosy eo anelanela'Andriamanitra sy ny olona?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Kristy Jesosy no mpanelanelana an'Andriamanitra sy ny olona.
# Inona no ataon'i Kristy Jesosy ho an'ny rehetra ?
Kristy Jesosy nanome ny tenany ho vidim-panavotana ho an'ny rehetra.
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ampianarin'i Paoly apostoly?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Mpampianatra an'ireo Jentilisa i Paoly.