# Aiza ho aiza ny toerana misy an'i Kristy Jesosy eo anelanela'Andriamanitra sy ny olona? Kristy Jesosy no mpanelanelana an'Andriamanitra sy ny olona. # Inona no ataon'i Kristy Jesosy ho an'ny rehetra ? Kristy Jesosy nanome ny tenany ho vidim-panavotana ho an'ny rehetra. # Inona no ampianarin'i Paoly apostoly? Mpampianatra an'ireo Jentilisa i Paoly.