plt_tq/1co/16/07.md

8 lines
376 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana i Paoly no tsy te-hahita eo no ho eo ireo olomasina ao Korinto mandritra ny fotoana fohy?
Te-hitoetra maharitraritra miaraka amin'izy ireo i Paoly, raha avelan'ny Tompo.
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Paoly no nandeha nipetraka tany Efesosy mandra-pahatongan'ny Pentekosta?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Paoly dia nipetraka tao Efesosy satria nisokatra ho azy ny varavarana malalaka, ary nisy fahavalo maro tao.