# Nahoana i Paoly no tsy te-hahita eo no ho eo ireo olomasina ao Korinto mandritra ny fotoana fohy? Te-hitoetra maharitraritra miaraka amin'izy ireo i Paoly, raha avelan'ny Tompo. # Nahoana i Paoly no nandeha nipetraka tany Efesosy mandra-pahatongan'ny Pentekosta? Paoly dia nipetraka tao Efesosy satria nisokatra ho azy ny varavarana malalaka, ary nisy fahavalo maro tao.