plt_tq/1co/15/12.md

8 lines
524 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tian'i Paoly ambara momba ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny sasany amin'ireo Korintiana mpino?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Te-hanambara izy fa ny sasany amin'izy ireo dia milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty.
# Raha tsy misy fitsanganana amin'ny maty dia inona ihany koa no nolazain'i Paoly hoe tsy maintsy marina?
Paoly nilaza fa raha izany no izy dia na i Kristy aza tsy natsangana tamin'ny maty akory ary ny fitorian'i Paoly sy ireo hafa tahaka azy dia zava-poana ary ny finoan'ireo Korintiana ihany koa dia zava-poana.