# Inona no tian'i Paoly ambara momba ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny sasany amin'ireo Korintiana mpino? Te-hanambara izy fa ny sasany amin'izy ireo dia milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty. # Raha tsy misy fitsanganana amin'ny maty dia inona ihany koa no nolazain'i Paoly hoe tsy maintsy marina? Paoly nilaza fa raha izany no izy dia na i Kristy aza tsy natsangana tamin'ny maty akory ary ny fitorian'i Paoly sy ireo hafa tahaka azy dia zava-poana ary ny finoan'ireo Korintiana ihany koa dia zava-poana.