plt_tn/mat/06/25.md

776 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpisolo-tena "-nareo" sy "anareo" dia manondro olona maro.

lazaiko aminareo

Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io teny io.

aminareo

Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy.

tsy lehibe noho ny sakafo va ny fiainana

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ny olona. DH: "mazava ho azy fa mihoatra noho izay hohaninareo ny aina, ary ny vatanareo dia mihoatra noho izay itafianareo"

an-tsompitra

toerana fametrahana vokatra

Rainareo

Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.

Tsy sarobidy kokoa mihoatra ireny ve ianareo?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ny olona. DH: "Mazava ho azy fa sarobidy mihoatra noho ny vorona ianareo."