plt_tn/mat/06/25.md

28 lines
776 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpisolo-tena "-nareo" sy "anareo" dia manondro olona maro.
# lazaiko aminareo
Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io teny io.
# aminareo
Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy.
# tsy lehibe noho ny sakafo va ny fiainana
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ny olona. DH: "mazava ho azy fa mihoatra noho izay hohaninareo ny aina, ary ny vatanareo dia mihoatra noho izay itafianareo"
# an-tsompitra
toerana fametrahana vokatra
# Rainareo
Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.
# Tsy sarobidy kokoa mihoatra ireny ve ianareo?
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ny olona. DH: "Mazava ho azy fa sarobidy mihoatra noho ny vorona ianareo."