plt_tn/mat/06/11.md

12 lines
422 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny hoe "izahay" sy "-anay" rehetra dia manondro ireo vahoaka izay iresahan'i Jesosy.
# anio ny hanina
Ny hoe "hanina" dia ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny.
# aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy
Ny teny hoe "fakam-panahy" dia azo atao matoanteny. DH: "aza avela hisy na inona na inona haka fanahy anay" na "Aza avela hisy na inona na inona hahatonga anay haniry ny hanota"