plt_tn/mat/06/11.md

422 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny hoe "izahay" sy "-anay" rehetra dia manondro ireo vahoaka izay iresahan'i Jesosy.

anio ny hanina

Ny hoe "hanina" dia ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny.

aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy

Ny teny hoe "fakam-panahy" dia azo atao matoanteny. DH: "aza avela hisy na inona na inona haka fanahy anay" na "Aza avela hisy na inona na inona hahatonga anay haniry ny hanota"