# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny hoe "izahay" sy "-anay" rehetra dia manondro ireo vahoaka izay iresahan'i Jesosy. # anio ny hanina Ny hoe "hanina" dia ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny. # aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy Ny teny hoe "fakam-panahy" dia azo atao matoanteny. DH: "aza avela hisy na inona na inona haka fanahy anay" na "Aza avela hisy na inona na inona hahatonga anay haniry ny hanota"