plt_tn/mat/05/23.md

741 B

ianao

Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay i Jesosy. Manondro olona iray ny hoe "ianao" sy "-anao", saingy mety mitaky anao handika izany amin'ny fanondroana olona maro ny fiteninao.

manolotra ny fanatitrao

"manome ny fanatitrao" na "mitondra ny fanatitrao"

eo amin'ny alitara

Midika izany fa ny alitaran'Andriamanitra ao amin'ny tempolin'i Jerosalema io. DH: "ho an'Andriamanitra eo amin'ny alitara ao an-tempoly"

ka tsaroanao teo

"ary raha mitsanga eo amin'ny alitara iny ianao ka mahatsiaro"

manana alahelo aminao ny rahalahinao

"misy olona hafa tezitra aminao nohon'ny zavatra iray nataonao"

Mihavàna aloha amin'ny rahalahinao

Azo atao hoe DH: "Mihavàna amin'ilay olona aloha"