plt_tn/mat/05/23.md

24 lines
741 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# ianao
Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay i Jesosy. Manondro olona iray ny hoe "ianao" sy "-anao", saingy mety mitaky anao handika izany amin'ny fanondroana olona maro ny fiteninao.
# manolotra ny fanatitrao
"manome ny fanatitrao" na "mitondra ny fanatitrao"
# eo amin'ny alitara
Midika izany fa ny alitaran'Andriamanitra ao amin'ny tempolin'i Jerosalema io. DH: "ho an'Andriamanitra eo amin'ny alitara ao an-tempoly"
# ka tsaroanao teo
"ary raha mitsanga eo amin'ny alitara iny ianao ka mahatsiaro"
# manana alahelo aminao ny rahalahinao
"misy olona hafa tezitra aminao nohon'ny zavatra iray nataonao"
# Mihavàna aloha amin'ny rahalahinao
Azo atao hoe DH: "Mihavàna amin'ilay olona aloha"