plt_tn/mat/05/15.md

721 B

Tsy misy olona mandrehitra jiro

"Ny olona dia tsy mandrehitra jiro"

mametraka izany any ambany harona

"mametraka ilay jiro any ambanin'ny harona." Milaza izany fa fahadalana ny manao jiro mba hanafina izany fotsiny ka tsy ho hitan'ny olona ny fahazavan'ny jiro.

Aoka hazava eo anoloan'ny olona ... ny fahazavanareo

Midika izany fa tokony hiaina amin'ny fomba tahaka izany ireo mpianatr'i Jesosy mba hianaran'ny hafa momba ny fahamarinan'Andriamanitra. DH: "Aoka ny fiainanareo ho tahaka ny jiro izay mazava manoloana ny olona"

ny Rainareo izay any an-danitra

Ny tsara indrindra dia ny mandika ny hoe "Ray" amin'ny teny izay mahalaza amin'ny fomba tsotra ny hoe ray (olombelona) amin'ny fiteninao manokana.