plt_tn/mat/05/15.md

16 lines
721 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Tsy misy olona mandrehitra jiro
"Ny olona dia tsy mandrehitra jiro"
# mametraka izany any ambany harona
"mametraka ilay jiro any ambanin'ny harona." Milaza izany fa fahadalana ny manao jiro mba hanafina izany fotsiny ka tsy ho hitan'ny olona ny fahazavan'ny jiro.
# Aoka hazava eo anoloan'ny olona ... ny fahazavanareo
Midika izany fa tokony hiaina amin'ny fomba tahaka izany ireo mpianatr'i Jesosy mba hianaran'ny hafa momba ny fahamarinan'Andriamanitra. DH: "Aoka ny fiainanareo ho tahaka ny jiro izay mazava manoloana ny olona"
# ny Rainareo izay any an-danitra
Ny tsara indrindra dia ny mandika ny hoe "Ray" amin'ny teny izay mahalaza amin'ny fomba tsotra ny hoe ray (olombelona) amin'ny fiteninao manokana.