plt_tn/mat/05/05.md

822 B

malemy fanahy

"Ireo tsara fanahy" na "ireo izay tsy miankina amin'ny heriny manokana"

izy ireo no handova ny tany

"homen'Andriamanitra azy ireo ny tany manontolo"

noana sy mangetaheta ny fahamarinana

Io sarin-teny io dia midika fa tokony haniry ny hanao ny tsara ny olona iray. DH: "maniry ny hiaina marina toy ny faniriany hanina sy zava-pisotro"

ho vokisana izy ireo

Azo atao hoe DH: "ho vokisan'Andriamanita izy ireo" na "hataon'Andriamanitra afa-po izy ireo"

madio am-po

"olona izay madio ny fony." Eto ny hoe "fo" dia ilazana ny fanirian'ny olona iray. DH: "ireo izay te hanompo an'Andriamanitra ihany"

hahita an'Andriamanitra izy ireo

Eto ny hoe "hahita" dia midika fa ho afaka ny ho velona eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra izy ireo. DH: "Andriamanitra hamela azy ireo hiara-belona Aminy"